Salamo 27:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Na dia misy tafika manangana toby hamelezana ahy aza,+Dia tsy mba hatahotra ny foko.+Na dia misy miady amiko aza,+Dia feno toky aho.+ Salamo 139:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Jehovah ô, tsy hankahala an’izay mankahala mafy anao ve aho? +Tsy haharikoriko ahy ve izay mikomy aminao?+ Salamo 139:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Halako dia halako tokoa ireny,+Ary lasa tena fahavaloko.+ Matio 10:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary aza matahotra+ an’izay mamono mahafaty anareo, nefa tsy mahafoana ny fiainanareo* ho avy, fa aleo matahotra an’ilay+ mahavita mandringana anareo ao amin’ny Gehena.*+
3 Na dia misy tafika manangana toby hamelezana ahy aza,+Dia tsy mba hatahotra ny foko.+Na dia misy miady amiko aza,+Dia feno toky aho.+
21 Jehovah ô, tsy hankahala an’izay mankahala mafy anao ve aho? +Tsy haharikoriko ahy ve izay mikomy aminao?+
28 Ary aza matahotra+ an’izay mamono mahafaty anareo, nefa tsy mahafoana ny fiainanareo* ho avy, fa aleo matahotra an’ilay+ mahavita mandringana anareo ao amin’ny Gehena.*+