Amosa 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary raha mihady lavaka mba hiafina any amin’ny Fasana* izy ireo, dia any no hakan’ny tanako azy.+ Ary raha miakatra eny amin’ny lanitra izy, dia avy eny no hampidinako azy.+
2 Ary raha mihady lavaka mba hiafina any amin’ny Fasana* izy ireo, dia any no hakan’ny tanako azy.+ Ary raha miakatra eny amin’ny lanitra izy, dia avy eny no hampidinako azy.+