20 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Hezekia, mbamin’ny heriny rehetra sy ny nanaovany an’ilay dobo+ sy ilay lakandrano+ ka nitarihany rano nankao an-tanàna, tsy efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Joda ve izany?