Genesisy 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hoy izy tamin-dravehivavy: “Hataoko mihamafy ny fanaintainanao rehefa bevohoka ianao.+ Hanaintaina ianao rehefa hiteraka,+ ary ny vadinao no hiantefan’ny fanirianao, ary hanjaka aminao izy.”+ Joba 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aiza no misy madio ateraky ny tsy madio?+Tsy misy na iray aza. Romanina 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa tahaka ny nidiran’ny ota avy tamin’ny olona iray+ ho amin’izao tontolo izao, ary avy tamin’ny ota no nidiran’ny fahafatesana,+ ka niely tamin’ny olona rehetra ny fahafatesana, satria samy efa nanota izy rehetra...+
16 Ary hoy izy tamin-dravehivavy: “Hataoko mihamafy ny fanaintainanao rehefa bevohoka ianao.+ Hanaintaina ianao rehefa hiteraka,+ ary ny vadinao no hiantefan’ny fanirianao, ary hanjaka aminao izy.”+
12 Koa tahaka ny nidiran’ny ota avy tamin’ny olona iray+ ho amin’izao tontolo izao, ary avy tamin’ny ota no nidiran’ny fahafatesana,+ ka niely tamin’ny olona rehetra ny fahafatesana, satria samy efa nanota izy rehetra...+