Salamo 51:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Efa nanam-pahadisoana aho rehefa nateraky ny reniko tao anatin’ny fanaintainana.+Ary efa mpanota aho raha vao niforona tao an-kibon-dreniko.+ Ezekiela 18:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa ahy ny aina rehetra.+ Ahy+ ny ain’ny+ ray, ary toy izany koa ny ain’ny zanaka. Izay* manota+ no ho faty.+ Romanina 3:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa samy efa nanota ny rehetra+ ka tsy mahatratra ny voninahitr’Andriamanitra.+
5 Efa nanam-pahadisoana aho rehefa nateraky ny reniko tao anatin’ny fanaintainana.+Ary efa mpanota aho raha vao niforona tao an-kibon-dreniko.+
4 Fa ahy ny aina rehetra.+ Ahy+ ny ain’ny+ ray, ary toy izany koa ny ain’ny zanaka. Izay* manota+ no ho faty.+