Salamo 102:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa hanorina an’i Ziona tokoa i Jehovah.+Hiseho amim-boninahitra Izy.+ Isaia 62:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 62 Noho ny amin’i Ziona dia tsy hangina aho,+ ary noho ny amin’i Jerosalema+ dia tsy hipetra-potsiny aho, mandra-piposaky ny fahamarinany hoatran’ny hazavana,+ ary ny famonjena azy hoatran’ny fanilo mirehitra.+
62 Noho ny amin’i Ziona dia tsy hangina aho,+ ary noho ny amin’i Jerosalema+ dia tsy hipetra-potsiny aho, mandra-piposaky ny fahamarinany hoatran’ny hazavana,+ ary ny famonjena azy hoatran’ny fanilo mirehitra.+