Joba 14:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Raha mba manafina ahy any amin’ny Fasana* mantsy ianao,+Eny, manafina ahy mandra-pitonin’ny fahatezeranao,Ary manome ahy fe-potoana,+ dia hahatsiaro ahy!+ Joba 17:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ny lavaka+ no hantsoiko hoe: ‘Ianao no raiko!’Ary ny olitra,+ hoe: ‘Ianao no reniko sady anabaviko!’ Isaia 38:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tsy fiadanana no hitako fa fahoriana mangidy, eny, mangidy.+Nanjary niraiki-po tamiko anefa ianao, ka nisakana ahy tsy ho any amin’ny lavaky ny fahalevonana.+Fa narianao any ivohonao ny fahotako rehetra.+ Asan’ny Apostoly 13:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Hoy koa izy ao amin’ny salamo hafa: ‘Tsy havelanao ho lo ilay mpanomponao tsy mivadika.’+
13 Raha mba manafina ahy any amin’ny Fasana* mantsy ianao,+Eny, manafina ahy mandra-pitonin’ny fahatezeranao,Ary manome ahy fe-potoana,+ dia hahatsiaro ahy!+
14 Ny lavaka+ no hantsoiko hoe: ‘Ianao no raiko!’Ary ny olitra,+ hoe: ‘Ianao no reniko sady anabaviko!’
17 Tsy fiadanana no hitako fa fahoriana mangidy, eny, mangidy.+Nanjary niraiki-po tamiko anefa ianao, ka nisakana ahy tsy ho any amin’ny lavaky ny fahalevonana.+Fa narianao any ivohonao ny fahotako rehetra.+