Salamo 59:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Miverina foana izy ireo rehefa harivariva.+Mivovò hoatran’ny alika+ izy ireo ary mandeha manodidina ny tanàna.+ Lioka 22:63 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 63 Ary nanao an’i Jesosy ho fihomehezana+ sy nikapoka+ azy ny olona niambina azy.+ Filipianina 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mitandrema amin’ny alika,*+ mitandrema amin’ireo manimba ny hafa, mitandrema amin’ireo manapaka ny nofo.*+ Apokalypsy 22:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa any ivelany ny alika+ sy ny mpilalao ody+ sy ny mpijangajanga+ sy ny mpamono olona sy ny mpanompo sampy ary izay tia lainga sy mpandainga.’+
6 Miverina foana izy ireo rehefa harivariva.+Mivovò hoatran’ny alika+ izy ireo ary mandeha manodidina ny tanàna.+
2 Mitandrema amin’ny alika,*+ mitandrema amin’ireo manimba ny hafa, mitandrema amin’ireo manapaka ny nofo.*+
15 Fa any ivelany ny alika+ sy ny mpilalao ody+ sy ny mpijangajanga+ sy ny mpamono olona sy ny mpanompo sampy ary izay tia lainga sy mpandainga.’+