46 Anio no hanoloran’i Jehovah anao ho eto an-tanako,+ ka hovonoiko ianao ary hotapahiko ny lohanao. Ary homeko ho an’ny voro-manidina sy ny bibidia ny fatin’izay ao an-tobin’ny Filistinina anio.+ Dia ho fantatry ny olona eran-tany fa manana Andriamanitra ny Israely.+