Ohabolana 23:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia hilaza ianao hoe: “Nokapohiny aho, nefa tsy nahare naharary. Noveleziny aho, nefa tsy tsaroako akory. Rahoviana àry aho no hifoha+ mba hitadiavako divay indray?”+
35 Dia hilaza ianao hoe: “Nokapohiny aho, nefa tsy nahare naharary. Noveleziny aho, nefa tsy tsaroako akory. Rahoviana àry aho no hifoha+ mba hitadiavako divay indray?”+