Romanina 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa tahaka ny nidiran’ny ota avy tamin’ny olona iray+ ho amin’izao tontolo izao, ary avy tamin’ny ota no nidiran’ny fahafatesana,+ ka niely tamin’ny olona rehetra ny fahafatesana, satria samy efa nanota izy rehetra...+
12 Koa tahaka ny nidiran’ny ota avy tamin’ny olona iray+ ho amin’izao tontolo izao, ary avy tamin’ny ota no nidiran’ny fahafatesana,+ ka niely tamin’ny olona rehetra ny fahafatesana, satria samy efa nanota izy rehetra...+