16 nefa misy aminareo milaza aminy hoe: “Mirary soa e! Enga anie ka hafana sy ho voky tsara foana ianareo!”, kanefa tsy omenareo azy izay ilain’ny vatany, inona moa no soa azo avy amin’izany?+
17 Fa raha misy manam-pananana+ eto amin’ity tontolo ity, ka mahita ny fahantran’ny+ rahalahiny, nefa mandà tsy hangoraka azy,*+ ahoana moa no hitoeran’ny fitiavana an’Andriamanitra ao aminy?+