7 Tsy izao koa ve izany: Ny mizara ny mofonao amin’ny noana,+ sy mampiantrano ny ory sy ny tsy manan-kialofana,+ sy mampitafy an’izay hitanao mitanjaka,+ ary tsy miafina amin’ireo mpiray firenena aminao?+
20 Raha misy manao hoe: “Tia an’Andriamanitra aho”, nefa mankahala ny rahalahiny, dia mpandainga+ izy. Fa izay tsy tia ny rahalahiny+ izay hitany, dia tsy afaka ny ho tia an’Andriamanitra izay tsy hitany.+