Salamo 91:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny volon’elany no hisakanany an’izay manatona hamely anao,+Ary ao ambany elany no hialofanao.+Ho ampinga+ lehibe ny fahamarinany,+ sady ho manda fiarovana. Jeremia 23:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hanendry mpiandry izay tena hiandry azy ireo aho,+ ka tsy hatahotra intsony izy ireo na hihorohoro,+ ary tsy hisy ho very na iray aza”, hoy i Jehovah. Zefania 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tsy hanao ny tsy marina+ ny sisa amin’ny Israely+ sady tsy handainga+ ary tsy hisy fitaka eo am-bavany.+ Hihinana izy ireo, hitsotsotra,+ ary tsy hisy hampangovitra azy.”+
4 Ny volon’elany no hisakanany an’izay manatona hamely anao,+Ary ao ambany elany no hialofanao.+Ho ampinga+ lehibe ny fahamarinany,+ sady ho manda fiarovana.
4 Ary hanendry mpiandry izay tena hiandry azy ireo aho,+ ka tsy hatahotra intsony izy ireo na hihorohoro,+ ary tsy hisy ho very na iray aza”, hoy i Jehovah.
13 Tsy hanao ny tsy marina+ ny sisa amin’ny Israely+ sady tsy handainga+ ary tsy hisy fitaka eo am-bavany.+ Hihinana izy ireo, hitsotsotra,+ ary tsy hisy hampangovitra azy.”+