Salamo 37:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hataony miharihary toy ny hazavana ny fahamarinanao,+Ary hataony miharihary toy ny mitataovovonana ny fitiavanao ny rariny.+ Salamo 112:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mamirapiratra toy ny hazavana ao anaty haizina izy, ho an’ny olo-mahitsy.+ ח [Heta]Tsara fanahy sy mamindra fo ary tia rariny izy.+ Ohabolana 4:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa ny lalan’ny marina kosa dia tahaka ny hazavan’ny maraina izay mihamazava mandra-pitataovovonan’ny andro.+
6 Hataony miharihary toy ny hazavana ny fahamarinanao,+Ary hataony miharihary toy ny mitataovovonana ny fitiavanao ny rariny.+
4 Mamirapiratra toy ny hazavana ao anaty haizina izy, ho an’ny olo-mahitsy.+ ח [Heta]Tsara fanahy sy mamindra fo ary tia rariny izy.+
18 Fa ny lalan’ny marina kosa dia tahaka ny hazavan’ny maraina izay mihamazava mandra-pitataovovonan’ny andro.+