42Io ny mpanompoko+ izay tohanako,+ ilay voafidiko+ izay sitrako!+ Nampitoeriko ao aminy ny fanahiko.+ Hampiharihary ny rariny amin’ireo firenena izy.+
16 Raha vao vita batisa i Jesosy, dia niakatra avy tao amin’ny rano. Ary nisokatra ny lanitra,+ ka hitan’i Jaona ny fanahin’Andriamanitra,+ nidina toy ny voromailala+ nankeo ambonin’i Jesosy.