-
Jeremia 3:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Misy fitenenana manao hoe: “Mahazo miverina amin’ny vadiny ve ny lehilahy raha efa nandroaka an-dravehivavy, ka tena nandeha tokoa ravehivavy ary lasa vadin’olon-kafa?”+
Tsy efa voaloto tokoa ve izany tany izany?+
“Efa nivaro-tena tamin’olona maro tokoa ianao,+ ka hiverina amiko+ indray ve?”, hoy i Jehovah.
-