Salamo 135:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Manan-tsofina, fa tsy mandre,+Ary tsy misy fofonaina eo am-bavany.+ Jeremia 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy misaina mihitsy ny olona rehetra ka tsy mahalala.+ Ho menatra ny mpanefy rehetra fa nanao sary sokitra.+ Fitaka fotsiny ny sarivongana metaly nataony,+ fa tsy misy aina.+ Habakoka 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “‘Lozan’ilay miteny amin’ny hazo hoe: “Mifohaza!”, ary amin’ny vato moana hoe: “Mifohaza! Hampianatra izy”!+ Voarakotra takela-bolamena sy takela-bolafotsy izy,+ ary tsy misy fofonaina mihitsy ao anatiny.+
14 Tsy misaina mihitsy ny olona rehetra ka tsy mahalala.+ Ho menatra ny mpanefy rehetra fa nanao sary sokitra.+ Fitaka fotsiny ny sarivongana metaly nataony,+ fa tsy misy aina.+
19 “‘Lozan’ilay miteny amin’ny hazo hoe: “Mifohaza!”, ary amin’ny vato moana hoe: “Mifohaza! Hampianatra izy”!+ Voarakotra takela-bolamena sy takela-bolafotsy izy,+ ary tsy misy fofonaina mihitsy ao anatiny.+