Salamo 135:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Manan-tsofina, fa tsy mandre,+Ary tsy misy fofonaina eo am-bavany.+ Jeremia 51:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tsy misaina mihitsy ny olona rehetra ka tsy mahalala.+ Ho menatra ny mpanefy rehetra fa nanao sary sokitra.+ Fitaka fotsiny ny sarivongana metaly nataony,+ fa tsy misy aina.+
17 Tsy misaina mihitsy ny olona rehetra ka tsy mahalala.+ Ho menatra ny mpanefy rehetra fa nanao sary sokitra.+ Fitaka fotsiny ny sarivongana metaly nataony,+ fa tsy misy aina.+