32 “Melohiko ireo mpaminany manonofy lainga”, hoy i Jehovah, “ka mitantara izany ary mampaniasia ny oloko noho ny laingany+ sy ny fireharehany.”+
“Tsy naniraka na nandidy an’ireo anefa aho. Koa tsy hahasoa an’ity vahoaka ity mihitsy ireo”,+ hoy i Jehovah.