14 Zavatra tsy misy ilana azy sy tsy mahafa-po no tao amin’ny fahitana nambaran’ny mpaminaninao taminao.+
Tokony ho naharihariny ny fahadisoanao mba tsy hahalasa babo anao, nefa tsy nataony izany,+
Fa mbola zavatra tsy misy ilana azy sy mamitaka ihany no tao amin’ny fahitana nambarany taminao.+