Jeremia 46:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Miakara any Gileada ary makà balsama,+ ry Ejipta zanakavavy virjiny+ ô! Very maina fotsiny ny nanaovanao zavatra maro hahasitrana anao, fa tsy ho salama intsony ianao.+ Ezekiela 30:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Ry zanak’olona, hotapahiko ny sandrin’i Farao mpanjakan’i Ejipta.+ Ary tsy hofehezina izany na hasiana fehy lamba mba tsy ho sitrana.+ Amin’izay dia tsy hihamatanjaka ilay sandriny, ka tsy hahatana sabatra.”
11 “Miakara any Gileada ary makà balsama,+ ry Ejipta zanakavavy virjiny+ ô! Very maina fotsiny ny nanaovanao zavatra maro hahasitrana anao, fa tsy ho salama intsony ianao.+
21 “Ry zanak’olona, hotapahiko ny sandrin’i Farao mpanjakan’i Ejipta.+ Ary tsy hofehezina izany na hasiana fehy lamba mba tsy ho sitrana.+ Amin’izay dia tsy hihamatanjaka ilay sandriny, ka tsy hahatana sabatra.”