14 Iza moa no mahalala raha hiova hevitra izy ka hanenina avy eo,+ ary hanome fitahiana,+ dia fanatitra varimbazaha sy fanatitra zava-pisotro ho an’i Jehovah Andriamanitrareo?
15 Ankahalao ny ratsy ary tiavo ny tsara.+ Ary ampanjakao eo am-bavahady ny rariny,+ fa mety hamindra fo ihany amin’izay sisa amin’ny taranak’i Josefa+ i Jehovah Andriamanitry ny tafika.’+
9 Iza moa no mahalala sao mba hiova hevitra ilay tena Andriamanitra, ary hanenina izy,+ ka tsy hirehitra intsony ny fahatezerany, dia tsy ho faty isika?”+