Salamo 22:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Maneso ahy izay rehetra mahita ahy.+Manondro molotra sy mihivingivin-doha+ izy, ka manao hoe: Matio 27:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nafatony izy, dia nentiny ka natolony an’i Pilato governora.+ Asan’ny Apostoly 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba,+ ilay Andriamanitry ny razantsika, dia nanome voninahitra+ an’i Jesosy Mpanompony,+ fa ianareo kosa nanolotra+ azy ka nanda azy teo anatrehan’i Pilato, izay efa tapa-kevitra ny hanafaka azy.+
13 Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba,+ ilay Andriamanitry ny razantsika, dia nanome voninahitra+ an’i Jesosy Mpanompony,+ fa ianareo kosa nanolotra+ azy ka nanda azy teo anatrehan’i Pilato, izay efa tapa-kevitra ny hanafaka azy.+