47 Raha mbola niteny izy, dia iny fa tonga i Jodasy,+ izay anisan’ny roa ambin’ny folo lahy. Ary nisy vahoaka be niaraka taminy nitondra sabatra+ sy kibay. Nirahin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahin’ny vahoaka izy ireo.+
29 Nisy aza nihevitra hoe: Koa satria i Jodasy no nitana ny boatim-bola,+ dia nilaza taminy i Jesosy hoe: “Vidio izay ilaintsika amin’ny fety”, na tokony hanao fanomezana ho an’ny mahantra+ i Jodasy.