4 Fa tamin’ny fahoriana be sy tamin’alahelom-po mafy no nanoratako taminareo tamin-dranomaso be,+ tsy ny hampalahelo+ anareo anefa, fa mba hahafantaranareo fa miavaka kokoa ny fitiavako anareo.
11 Fantatrareo tsara, araka izany, fa toy ny ananaran’ny ray+ ny zanany no nananaranay+ hatrany ny tsirairay taminareo, sy nampiononanay anareo ary nampirisihanay mafy anareo