Jaona 11:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Koa hoy i Jesosy: “Izaho no fananganana ny maty sy fiainana.+ Izay maneho finoana ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray.+ Asan’ny Apostoly 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 kanefa Andriamanitra nanangana azy tamin’ny maty+ rehefa namaha ny fatoran’ny fahafatesana,+ satria tsy voatanan’izany maharitra izy.+ Asan’ny Apostoly 13:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 dia ny hoe notanterahin’Andriamanitra tamintsika taranany izany fampanantenana izany, tamin’ny nananganany an’i Jesosy tamin’ny maty,+ araka ny voasoratra ao amin’ny salamo faharoa hoe: ‘Ianao no zanako, ary izaho efa tonga Rainao androany.’+ Romanina 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa raha lasa tafaray amin’i Kristy ao amin’ny fahafatesana+ toy ny azy isika, dia azo antoka fa ho tafaray aminy koa ao amin’ny fitsanganana toy ny azy.+
25 Koa hoy i Jesosy: “Izaho no fananganana ny maty sy fiainana.+ Izay maneho finoana ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray.+
24 kanefa Andriamanitra nanangana azy tamin’ny maty+ rehefa namaha ny fatoran’ny fahafatesana,+ satria tsy voatanan’izany maharitra izy.+
33 dia ny hoe notanterahin’Andriamanitra tamintsika taranany izany fampanantenana izany, tamin’ny nananganany an’i Jesosy tamin’ny maty,+ araka ny voasoratra ao amin’ny salamo faharoa hoe: ‘Ianao no zanako, ary izaho efa tonga Rainao androany.’+
5 Fa raha lasa tafaray amin’i Kristy ao amin’ny fahafatesana+ toy ny azy isika, dia azo antoka fa ho tafaray aminy koa ao amin’ny fitsanganana toy ny azy.+