Levitikosy 19:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “‘Aza mihinan-javatra mbola misy ra.+ “‘Aza mitady fambara+ na mampiasa herin’ny maizina.+ Levitikosy 19:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “‘Aza mila hevitra amin’ny mpamoha angatra+ na amin’ny mpilaza ny hoavy,+ sao hanjary ho voaloton’ireny ianareo. Izaho no Jehovah Andriamanitrareo. Deoteronomia 18:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 na mpilaza ozona famosaviana,+ na olona mankany amin’ny mpamoha angatra+ na mankany amin’ny mpilaza ny hoavy,+ na olona manontany amin’ny maty.+
31 “‘Aza mila hevitra amin’ny mpamoha angatra+ na amin’ny mpilaza ny hoavy,+ sao hanjary ho voaloton’ireny ianareo. Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
11 na mpilaza ozona famosaviana,+ na olona mankany amin’ny mpamoha angatra+ na mankany amin’ny mpilaza ny hoavy,+ na olona manontany amin’ny maty.+