Lioka 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hoy ny apostoly tamin’ny Tompo: “Ampitomboy ny finoanay.”+ Lioka 18:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Lazaiko aminareo fa hataony haingana+ izay hampiharana ny rariny amin’izy ireo. Rehefa tonga anefa ny Zanak’olona, tena hahita finoana toy izany etỳ an-tany ve izy?” Galatianina 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hita mazava koa fa tsy misy olona ambara ho marina eo anatrehan’Andriamanitra noho ny lalàna,+ satria “ny olo-marina ho velona noho ny finoany.”+
8 Lazaiko aminareo fa hataony haingana+ izay hampiharana ny rariny amin’izy ireo. Rehefa tonga anefa ny Zanak’olona, tena hahita finoana toy izany etỳ an-tany ve izy?”
11 Hita mazava koa fa tsy misy olona ambara ho marina eo anatrehan’Andriamanitra noho ny lalàna,+ satria “ny olo-marina ho velona noho ny finoany.”+