1 Jaona 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa raha misy manam-pananana+ eto amin’ity tontolo ity, ka mahita ny fahantran’ny+ rahalahiny, nefa mandà tsy hangoraka azy,*+ ahoana moa no hitoeran’ny fitiavana an’Andriamanitra ao aminy?+
17 Fa raha misy manam-pananana+ eto amin’ity tontolo ity, ka mahita ny fahantran’ny+ rahalahiny, nefa mandà tsy hangoraka azy,*+ ahoana moa no hitoeran’ny fitiavana an’Andriamanitra ao aminy?+