Nomery 33:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Roahy eo anatrehanareo daholo ny mponina ao amin’ilay tany, dia poteho daholo ny sarivongana vato namboarin’izy ireo.+ Poteho daholo koa ny sarivongana metaly*+ sy ny toerana avo masina ao.+ Deoteronomia 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary hatolotr’i Jehovah Andriamanitrao eo am-pelatananao ireny ka ho resinao.+ Tsy maintsy haringanao tanteraka izy ireny.+ Aza manao fifanekena aminy na miantra azy.+ Deoteronomia 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia hataony resinao ny mpanjakany,+ ka hofoananao etỳ ambanin’ny lanitra ny anaran’ireny.+ Tsy hisy hahavita hanohitra anao,+ mandra-pandringanao tanteraka an’ireny.+ Deoteronomia 20:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aza avela hisy zavamananaina ho velona anefa ao amin’ny tanànan’iretsy firenena homen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao iretsy.+
52 Roahy eo anatrehanareo daholo ny mponina ao amin’ilay tany, dia poteho daholo ny sarivongana vato namboarin’izy ireo.+ Poteho daholo koa ny sarivongana metaly*+ sy ny toerana avo masina ao.+
2 Ary hatolotr’i Jehovah Andriamanitrao eo am-pelatananao ireny ka ho resinao.+ Tsy maintsy haringanao tanteraka izy ireny.+ Aza manao fifanekena aminy na miantra azy.+
24 Dia hataony resinao ny mpanjakany,+ ka hofoananao etỳ ambanin’ny lanitra ny anaran’ireny.+ Tsy hisy hahavita hanohitra anao,+ mandra-pandringanao tanteraka an’ireny.+
16 Aza avela hisy zavamananaina ho velona anefa ao amin’ny tanànan’iretsy firenena homen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao iretsy.+