-
Deoteronomia 18:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Maharikoriko an’i Jehovah mantsy izay manao an’ireo zavatra ireo. Ary ireo fanao maharikoriko ireo no mahatonga an’i Jehovah Andriamanitrao handroaka an’ireny olona ireny hiala eo anatrehanao.
-