Levitikosy 27:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Tsy azo avotana koa ny olona efa voaheloka* izay natokana haringana.+ Tsy maintsy vonoina ho faty izy.+ Josoa 11:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary azon’i Josoa daholo ny tanànan’ireo mpanjaka ireo, ary resiny ny mpanjakany rehetra ka nasiany tamin’ny sabatra.+ Naringany tanteraka izy ireo,+ araka ny didy nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah. Josoa 24:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “‘Niampita an’i Jordana ianareo avy eo,+ ka tonga tao Jeriko.+ Ary niady taminareo ny mpitarika* tao Jeriko, sy ny Amorita, ny Perizita, ny Kananita, ny Hetita, ny Girgasita, ny Hivita, ary ny Jebosita. Nataoko resinareo anefa izy ireny.+
29 Tsy azo avotana koa ny olona efa voaheloka* izay natokana haringana.+ Tsy maintsy vonoina ho faty izy.+
12 Ary azon’i Josoa daholo ny tanànan’ireo mpanjaka ireo, ary resiny ny mpanjakany rehetra ka nasiany tamin’ny sabatra.+ Naringany tanteraka izy ireo,+ araka ny didy nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah.
11 “‘Niampita an’i Jordana ianareo avy eo,+ ka tonga tao Jeriko.+ Ary niady taminareo ny mpitarika* tao Jeriko, sy ny Amorita, ny Perizita, ny Kananita, ny Hetita, ny Girgasita, ny Hivita, ary ny Jebosita. Nataoko resinareo anefa izy ireny.+