Levitikosy 27:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Tsy azo avotana koa ny olona efa voaheloka* izay natokana haringana.+ Tsy maintsy vonoina ho faty izy.+ Deoteronomia 20:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aza avela hisy zavamananaina ho velona anefa ao amin’ny tanànan’iretsy firenena homen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao iretsy.+
29 Tsy azo avotana koa ny olona efa voaheloka* izay natokana haringana.+ Tsy maintsy vonoina ho faty izy.+
16 Aza avela hisy zavamananaina ho velona anefa ao amin’ny tanànan’iretsy firenena homen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao iretsy.+