5 Nivondrona hiady tamin’ny Israely koa ny Filistinina: 30 000 ny kalesy fitondrany miady, 6 000 ny mpitaingin-tsoavaliny, ary maro be hoatran’ny fasika eny amoron-dranomasina ny miaramilany.+ Niakatra izy ireo ka nitoby tao Mikmasy, eo atsinanan’i Beti-avena.+