1 Mpanjaka 21:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Hitanao ve fa nanetry tena i Ahaba noho ny fanamelohako azy?+ Nanetry tena teo anatrehako izy, ka tsy hataoko tonga mandritra ny androm-piainany ilay loza. Amin’ny andron’ny zanany kosa vao hataoko tonga amin’ny ankohonany izany.”+ Isaia 39:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hoy i Hezekia tamin’i Isaia: “Mety izany tenin’i Jehovah nolazainao izany.” Hoy koa izy: “Mbola hisy fiadanana sy filaminana* ihany mantsy mandritra ny androm-piainako.”+
29 “Hitanao ve fa nanetry tena i Ahaba noho ny fanamelohako azy?+ Nanetry tena teo anatrehako izy, ka tsy hataoko tonga mandritra ny androm-piainany ilay loza. Amin’ny andron’ny zanany kosa vao hataoko tonga amin’ny ankohonany izany.”+
8 Dia hoy i Hezekia tamin’i Isaia: “Mety izany tenin’i Jehovah nolazainao izany.” Hoy koa izy: “Mbola hisy fiadanana sy filaminana* ihany mantsy mandritra ny androm-piainako.”+