31 Ireto avy no notendren’i Davida hitarika ny hira tao an-tranon’i Jehovah, rehefa avy napetraka tao ilay Vata.+ 32 Niandraikitra ny hira tao amin’ny tranolay izy ireo, mandra-panorin’i Solomona ny tranon’i Jehovah tao Jerosalema.+ Ary nanao ny fanompoany araka izay nasaina nataony izy ireo.+