21 “Izaho, Artaksersesy Mpanjaka, dia manome baiko anareo mpitahiry ny harenam-panjakana rehetra any amin’ny faritra Ampitan’ny Renirano, hoe tokony homenareo avy hatrany izay rehetra angatahin’i Ezra+ mpisorona, ilay mpanao dika soratra ny Lalàn’ilay Andriamanitry ny lanitra.