13 Ary nivavaka tamin’Andriamanitra foana izy. Dia lasa nangoraka azy Andriamanitra noho izy niangavy azy foana, ka nihaino ny fitalahoany famindram-po. Koa naveriny ho mpanjaka tany Jerosalema indray izy.+ Lasa fantatr’i Manase àry fa i Jehovah no tena Andriamanitra.+