1 Tesalonianina 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Angatahinay koa ianareo mba ho tsara fanahy be amin’izy ireny sady ho tia azy ireny, noho izay ataony.+ Mihavàna tsara koa ianareo samy ianareo.+ Jakoba 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny fahendrena avy any ambony kosa madio aloha,+ dia avy eo tia fihavanana,+ mahay mandanjalanja,+ vonona hankatò, be famindram-po sy manao ny tsara,*+ tsy manavakavaka,*+ ary tsy mihatsaravelatsihy.+ 1 Petera 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Aoka izy hiala amin’ny ratsy+ ka hanao ny tsara,+ ary hitady fihavanana ka hitandro an’izany.+ 2 Petera 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Noho ianareo miandry an’izany zavatra izany, ry malala, dia ataovy izay rehetra azonareo atao mba ho hitan’Andriamanitra hoe tsy misy pentina sy tsy misy tsininy ary mihavana tsara aminy ianareo, amin’ny farany.+
13 Angatahinay koa ianareo mba ho tsara fanahy be amin’izy ireny sady ho tia azy ireny, noho izay ataony.+ Mihavàna tsara koa ianareo samy ianareo.+
17 Ny fahendrena avy any ambony kosa madio aloha,+ dia avy eo tia fihavanana,+ mahay mandanjalanja,+ vonona hankatò, be famindram-po sy manao ny tsara,*+ tsy manavakavaka,*+ ary tsy mihatsaravelatsihy.+
14 Noho ianareo miandry an’izany zavatra izany, ry malala, dia ataovy izay rehetra azonareo atao mba ho hitan’Andriamanitra hoe tsy misy pentina sy tsy misy tsininy ary mihavana tsara aminy ianareo, amin’ny farany.+