Salamo 22:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Vao teraka aho, dia efa nankinina taminao.+Mbola tany an-kibon-dreniko aho, dia efa ianao no Andriamanitro.+
10 Vao teraka aho, dia efa nankinina taminao.+Mbola tany an-kibon-dreniko aho, dia efa ianao no Andriamanitro.+