Salamo 51:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Taminao dia taminao irery ihany no nanotako,+Ary izay ratsy teo imasonao no nataoko,+Mba ho hita fa marina ianao rehefa miteny,+Ary tsy misy tsiny ianao rehefa mitsara.+ Salamo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 51:4 w93 15/3 11 Salamo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 51:4 Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/1993, p. 11
4 Taminao dia taminao irery ihany no nanotako,+Ary izay ratsy teo imasonao no nataoko,+Mba ho hita fa marina ianao rehefa miteny,+Ary tsy misy tsiny ianao rehefa mitsara.+