Amosa 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “‘Ho avy ny andro handefasako mosary eo amin’ilay tany’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘kanefa tsy ho mosary noho ny tsy fisian-kanina, na hetaheta noho ny tsy fisian-drano, fa faniriana handre ny tenin’i Jehovah.+ Amosa Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 8:11 w04 1/5 16-17; w04 15/11 25; w98 1/7 3 Amosa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:11 Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/2004, p. 251/5/2004, p. 16-171/7/1998, p. 3
11 “‘Ho avy ny andro handefasako mosary eo amin’ilay tany’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘kanefa tsy ho mosary noho ny tsy fisian-kanina, na hetaheta noho ny tsy fisian-drano, fa faniriana handre ny tenin’i Jehovah.+