Lioka 15:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 nefa hoy izy tamin-drainy: ‘Taona maro izao no nanompoako anao, ary mbola tsy nandika ny didinao mihitsy aho na indray mandeha aza, kanefa mbola tsy nanome ahy osy iray akory ianao na indray mandeha aza, mba hifaliako miaraka amin’ny namako.+ Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 15:29 jy 202-203; w98 1/10 14-15; gt toko 86; w89 15/5 16-17 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:29 Jesosy no Lalana, p. 202-203 Ny Tilikambo Fiambenana,1/10/1998, p. 14-1515/5/1989, p. 16-17
29 nefa hoy izy tamin-drainy: ‘Taona maro izao no nanompoako anao, ary mbola tsy nandika ny didinao mihitsy aho na indray mandeha aza, kanefa mbola tsy nanome ahy osy iray akory ianao na indray mandeha aza, mba hifaliako miaraka amin’ny namako.+