17 Dia hidina aho+ ka hiresaka aminao eo.+ Ary hakako ny fanahy+ ao aminao ka hataoko ao amin’izy ireo. Hanampy anao hitondra ny vahoaka izy ireo, mba tsy ho ianao irery no hitondra izany enta-mavesatra izany.+
3 Noho izany, ry rahalahy, dia mitadiava+ fito lahy eo aminareo, dia izay tsara laza sady feno fanahy masina sy fahendrena,+ mba hotendrenay ho amin’izany raharaha tsy maintsy hatao izany,
2 Koa ny mpiandraikitra àry dia tokony ho tsy misy hokianina,+ manambady tokana, mahay mandanjalanja+ eo amin’izay zavatra fanaony, olona misaina tsara,+ tia filaminana,+ tia mandray vahiny,+ mahay mampianatra,+