Mpitsara 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo,+ ka nisy mpamonjy+ notendren’i Jehovah hamonjy azy. Tsy iza izany fa i Otniela+ zanak’i Kenaza+ zandrin’i Kaleba.+ Salamo 50:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Antsoy aho amin’ny andro fahoriana,+Dia hamonjy anao aho, ka hanome voninahitra+ ahy ianao.” Salamo 78:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Isaky ny nandringana anefa izy, dia nikaroka azy izy ireo,+Ka niverina sy nitady an’Andriamanitra.+ Salamo 107:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo rehefa ory.+Koa namonjy azy tamin’ny fahorian-tsainy izy, toy ny efa fanaony.+ Jeremia 29:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hiantso ahy ianareo ka ho avy hivavaka amiko, ary hihaino anareo aho.’+
9 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo,+ ka nisy mpamonjy+ notendren’i Jehovah hamonjy azy. Tsy iza izany fa i Otniela+ zanak’i Kenaza+ zandrin’i Kaleba.+
34 Isaky ny nandringana anefa izy, dia nikaroka azy izy ireo,+Ka niverina sy nitady an’Andriamanitra.+
13 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo rehefa ory.+Koa namonjy azy tamin’ny fahorian-tsainy izy, toy ny efa fanaony.+