Deoteronomia 32:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+ Salamo 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa tsy mba Andriamanitra finaritra amin’ny faharatsiana ianao.+Tsy misy olon-dratsy hiara-mitoetra aminao, na rahoviana na rahoviana.+ Salamo 71:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Avo dia avo ny fahamarinanao, Andriamanitra ô!+Lehibe ny zava-bitanao,+Ka iza no tahaka anao, Andriamanitra ô?+ Salamo 97:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Rahona sy haizim-pito no manodidina azy,+Ny rariny sy ny hitsiny no fototra iorenan’ny seza fiandrianany.+ Salamo 145:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Manao ny rariny i Jehovah amin’ny lalany rehetra.+Tsy mivadika koa izy, amin’izay rehetra ataony.+ Ohabolana 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Zava-maharikoriko amin’ny mpanjaka ny fanaovan-dratsy,+ satria fahamarinana no iorenan’ny seza fiandrianany.+ Apokalypsy 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nihira ny hiran’i Mosesy+ mpanompon’Andriamanitra sy ny hiran’ny Zanak’ondry izy ireo,+ nanao hoe: “Lehibe sady mahagaga ny asanao,+ Jehovah Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra.+ Mahitsy sy marina ny lalanao,+ ry Mpanjakan’ny mandrakizay.+
4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+
4 Fa tsy mba Andriamanitra finaritra amin’ny faharatsiana ianao.+Tsy misy olon-dratsy hiara-mitoetra aminao, na rahoviana na rahoviana.+
19 Avo dia avo ny fahamarinanao, Andriamanitra ô!+Lehibe ny zava-bitanao,+Ka iza no tahaka anao, Andriamanitra ô?+
2 Rahona sy haizim-pito no manodidina azy,+Ny rariny sy ny hitsiny no fototra iorenan’ny seza fiandrianany.+
17 Manao ny rariny i Jehovah amin’ny lalany rehetra.+Tsy mivadika koa izy, amin’izay rehetra ataony.+
12 Zava-maharikoriko amin’ny mpanjaka ny fanaovan-dratsy,+ satria fahamarinana no iorenan’ny seza fiandrianany.+
3 Dia nihira ny hiran’i Mosesy+ mpanompon’Andriamanitra sy ny hiran’ny Zanak’ondry izy ireo,+ nanao hoe: “Lehibe sady mahagaga ny asanao,+ Jehovah Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra.+ Mahitsy sy marina ny lalanao,+ ry Mpanjakan’ny mandrakizay.+