19 Koa lazao aminy hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Sady namono+ olona ve ianao no naka fananan’olona?”’+ Lazao aminy koa hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Eo amin’izay nilelafan’ny alika ny ran’i Nabota no hilelafan’ny alika ny ranao, eny, ny ranao io mihitsy.”’”+