Eksodosy 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jah* no tanjako sy heriko,+ satria izy no mpamonjy ahy.+Izy no Andriamanitro, ka hidera azy aho.+ Andriamanitry ny razako izy,+ ka hasandratro avo dia avo.+ Salamo 35:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hankalaza anao eo anivon’ny fiangonana lehibe aho,+Ary eo anivon’ny olona maro be no hiderako anao.+ Salamo 68:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mihirà ho an’Andriamanitra! Manaova hira fiderana ho an’ny anarany!+Manandrata hira ho an’Ilay mandeha mamakivaky ny lemaka karakaina,+Dia ilay manana anarana hoe Jah.*+ Ary miravoravoa eo anatrehany. Salamo 113:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 113 Miderà an’i Jah!+Manaova fiderana, ry mpanompon’i Jehovah.+Derao ny anaran’i Jehovah.+ Apokalypsy 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Taorian’izany, dia nahare feo tahaka ny feo mafy nataon’ny vahoaka be tany an-danitra+ aho. Hoy ireo: “Miderà an’i Jah!*+ An’Andriamanitsika ny famonjena+ sy ny voninahitra ary ny hery,+
2 I Jah* no tanjako sy heriko,+ satria izy no mpamonjy ahy.+Izy no Andriamanitro, ka hidera azy aho.+ Andriamanitry ny razako izy,+ ka hasandratro avo dia avo.+
18 Hankalaza anao eo anivon’ny fiangonana lehibe aho,+Ary eo anivon’ny olona maro be no hiderako anao.+
4 Mihirà ho an’Andriamanitra! Manaova hira fiderana ho an’ny anarany!+Manandrata hira ho an’Ilay mandeha mamakivaky ny lemaka karakaina,+Dia ilay manana anarana hoe Jah.*+ Ary miravoravoa eo anatrehany.
19 Taorian’izany, dia nahare feo tahaka ny feo mafy nataon’ny vahoaka be tany an-danitra+ aho. Hoy ireo: “Miderà an’i Jah!*+ An’Andriamanitsika ny famonjena+ sy ny voninahitra ary ny hery,+