35 “‘Raha mihamahantra ny rahalahinao izay miara-monina aminao ka sahirana ara-bola,+ dia ampio izy.+ Aoka ho velona eo aminao toy ny mpivahiny sy ny mpiavy+ izy.
16 Fa enga anie ny Tompo hiantra ny ankohonan’i Onesiforosy,+ satria namelombelona+ ahy matetika izy, sady tsy mba nahamenatra azy ny rojo vy+ namatorana ahy.